|
|
|
|

Entrée1  manary zaza
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany
Explications en anglais  4  [1.2, 1.7] to disown (a child)
Explications en français  5  [1.8] déshériter un enfant
Mots élémentaires  6  manary, zaza
Synonymes  7  manalan-jaza
Antonymes  8  mananganjaza

Mis à jour le 2024/12/12